Entry | 1 trosinina |
Root | 2 trosina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin' ny zanakao ny tsihinay ka potika 5 Iambezoana: Notrosininy teo izy ka tsy naharitra fa nanome [1.1] |
Explanations in French |
6 Qu’on pousse, qu’on fait tomber: Aza trosininareo ny tsihy (Ne poussez pas la natte) 7 figuré: qu’on demande, à qui l’on demande [1.3#746] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |