Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
Changes
|
|
|
|
Entry
1
trotroina
Root
2
trotro
Part of speech
3
passive verb
Explanations in Malagasy
4
Fihinina amin' ny sandry ka ankinina amin' ny tratra:
Trotroy io zaza io fa efa vizan' ny mandry
[
1.1
]
Morphology
5
Present :
trotroina
, trotroiko, trotroinao, trotroiny, trotrointsika, trotroinay, trotroinareo, trotroin', trotroin-, trotroim-, trotroi-
6
Past :
notrotroina, notrotroiko, notrotroinao, notrotroiny, notrotrointsika, notrotroinay, notrotroinareo, notrotroin', notrotroin-, notrotroim-, notrotroi-
7
Future :
hotrotroina, hotrotroiko, hotrotroinao, hotrotroiny, hotrotrointsika, hotrotroinay, hotrotroinareo, hotrotroin', hotrotroin-, hotrotroim-, hotrotroi-
8
Imperative :
trotroy
Updated on 2023/01/05