Entry (1/2) | 1 tsaboina |
Root | 2 tsabo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io [1.1] |
Explanations in English |
5 to be nursed, to be given medical care [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on soigne [1.8] |
Vocabulary |
7 Health |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 tsaboina |
Root | 13 tsabo |
Part of speech | 14 passive verb |
Explanations in Malagasy |
15 Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho [1.1] |
Anagrams | 16 itsaboan, nitsaboa, tsaboina |
Updated on 2020/07/31 |