Entry | tsakitsaky | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [1.1] | |
Entry | tsakitsaky | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Katsaka [1.78] | |
[Tanosy] Ampemba [1.78] | ||
Vocabulary | Botany: grass | |
Anagrams | kitsakitsa, tsakitsaky |
Updated on 2020/07/31 |