Entry | tsakodara | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [1.1] | |
Scientific name | Upupa epops | |
Examples | Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany.
[2.606] | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Synonyms | barao ~ drao ~ takadalana | |
Other spellings | takodara | |
Updated on 2020/07/31 |