|
|
|
|

Entry1  tsakoina
Root  2  tsako
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao
Explanations in English  5  [1.7] to be chewed
Explanations in French  6  [1.8] qu'on mâche;
Examples  7  Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word tsakoina

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21