Entry | 1 tsanta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-kiram-piangonana fanao amin' ny salamo, izay somary lavareny, fa amin' ny vaninteny roa na telo alohan' ny farany vao misy fiangolana Hira malahelohelo: "Ao ny tsantan' ny andro taloha / sy ny hiran' ny fahazazako / no milevina ka tsy mifoha / na miverina mba hitondra ako". (J.J. Rabearivelo) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |