Entry | tsatsaingoka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un [1.3] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Other spellings | tsatsaingona | |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |