Entry | 1 tsatsatsatsa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin' ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana haingana ataon' ny olona vavana toa miteniteny foana. |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |