Entry (1/3) | 1 tselatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahazavana miserana vetivety eny amin' ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra Helatra |
Explanations in English |
4 [1.7] a flash of lightning, a flash |
Explanations in French |
5 [1.8] éclair, étincellement |
Examples |
6 Maizina ny lanitra, ny hany hita dia ny tselatra mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472] |
Vocabulary |
7 Meteorology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 14 tselatra |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena |
Entry (3/3) | 17 Tselatra |
Part of speech | 18 name (pseudonym) [Full list] |
Explanations in French |
19 [1.59] pseudonyme de Rajonah |
Literary works |
20 Diso hanta ka ratsy fiafona 21 1899 Zefina sy Armand 22 1907 Fitiavana mahery 23 1909 Velona ahy, maty ahy |
Tables and plates |
24 Pseudonyms of Malagasy writers |
Anagrams | 25 |
Updated on 2025/01/21 |