Entry | 1 tselehina |
Root | 2 tselika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alaina na atao amim-pahamailahana, amim-pahakingana: Notselehin-dry zalahy ny bokiko nipetraka teto ambony latabatra [1.1] |
Explanations in French |
5 Qu’on fait, qu’on vole lestement: Sendra tsy teo aho, ka notselehin’ ny sasany ny akohonay (Comme je n’étais pas là, on a volé lestement notre poulet) [1.3#758] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 hiletsena, itselehan, nitseleha, tselehina |
Updated on 2023/01/20 |