|
|
|
|

Entry1  tsepoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ?
Derivatives 
4  Passive verbs :
5  Adjectives :

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21