Entry | 1 tsihifina |
Root | 2 tsihika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany 5 Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela 6 (hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? [1.1] |
Examples |
7 na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika. [2.48] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 fihatsiny, fitsahiny, hifanitsy, tsifahiny, tsihifina |
Updated on 2023/01/20 |