Entry (1/2) | 1 tsihina |
Root | 2 tsika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tantavanina: Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany Lanina, alaina tsikelikely: Notsihiny tao lahy ny haren' ny olona ka lany terỳ ! |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 tsihina |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 [1.196] (de tsi, négation ; et hina : entente, accord ; la recherche de son tubercule est une cause de conflits, de disputes). Dioscorea antaly Jum. & H.Perrier(Dioscoreaceae). Tubercule alimentaire. [Tandroy]
|
Vocabulary |
12 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 14 ahitsin, hanitsy, hatsiny, hitsina, itsihan, nahitsy, natsihi, nitsiha, sitahin, tsiahin, tsihina, tsy nahy |
Updated on 2025/02/02 |