|
|
|
|

Entry1  tsikamokamo
Root  2  kamo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1#986] malaindaina, tsy rotodrototra
Explanations in French  5  [1.3#765] nonchalant, paresseux; s. comme kamoladina, mais moins usité
Examples  6  Mandra-pahoviana hianareo no hanao tsikamokamo amin' ny fakana ny tany izay nomen' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo? [2.996]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Names :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21