Entry | 1 tsiketraketraka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (dihy) mangoleda, atao intelo isaky ny fiaingana... vao velarina miankavia miankavanana ny faladia (Feon-kirany: Isa, roa, telo: Rakotozafy; Ny any aminay: Rakotozafy; Rapikalahy: Ndemahasoa) [Bezanozano]
[2.245#91] |
Examples |
4 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245] |
Updated on 2020/07/31 |