Entry | 1 tsikoko |
Root | 2 koko |
Part of speech | 3 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Loto mitankosina amin' ny hoditra; tseroka. [1.1] |
Explanations in English |
6 grime on the body, on garments, etc [1.7] |
Explanations in French |
7 crasse [1.8] 8 crasse adhérente à la peau. Synonyme: TSEroka [1.5] |
Examples |
9 ny dikan' izany dia manala ny akoram-potaka sy takela-tsikoko mandrakotra ny hoditra. [2.472] |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tsikoko |
Updated on 2023/09/10 |