|
|
|
|

Entry1  tsikonina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1]
Vocabulary  4  Game

Anagrams  5  kinotsany, nitokisan, nitsonika, nointsika, notsinaik, takosinin, tankosini, tsaikonin, tsikonina, tsinakony

Updated on 2020/07/31