Entry (1/2) | 1 tsimamindrahehitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Bibikely fahita ambany tsihy Anarana ilazan' ny olona koa ny mamba noho izy tsy afaka mamindra ny nifiny amin' ny remby hafa rehefa manaikitra remby iray |
Vocabulary |
4 Zoology: invertebrates |
Entry (2/2) | 5 tsimamindrahehitra |
Root | 6 tsy, findra, hehitra |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in French |
8 [1.196] (Vakinankaratra) (de hehitra : morsure ; cette expression populaire : tsy mamindra hehitra, veut dire : ne pas démordre). Ce serait aussi le nom d'une Composée d'après Grandidier. Probablement une espèce à graines très adhérentes. Peut être un Cosmos très envahissant. Ce nom ne semble plus en usage. |
Vocabulary |
9 Botany |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |