|
|
|
|

Entry1  Tsimandoa
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay
Explanations in French  4  [2.415#311][tsy mandoa] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient.
Examples  5  Ary tsimandoa tononina ankehitriny. [2.48]
6  Mafy ihany izany fanompoan' ny tsimandoa izany, hoy izy. [2.643#64]
7  tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [2.117#118]
Vocabulary  8  History
Other spellings  9  tsimandao
Article  10  Randzavola: tsimandoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  11  Tsimandao, Tsimandoa

Updated on 2022/07/30