|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsimatra
Root  2  tsy, matra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana
5  Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay [1.1]
6  fantsika, hazo [Bezanozano] [1.78]
Examples  7  Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana. [2.472]
Analogs  8  tsimaday

Entry (2/2)9  tsimatra
Root  10  tsy, matra
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [Bezanozano] [1.196]
13  [Merina]
14  [Tanala]
Vocabulary  15  Botany
Scientific name 

Updated on 2020/07/31