|
|
|
|

Entry1  tsimponina
Root  2  tsimpona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Alaina tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin' ny tany
5  Fantenana ka alaina tairairay: Tsimpony ny teny rehetra miafara amin' ny "tra" amin' io an-dalan-tsoratra io [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  itsimponan, mpisintona, natsimpony, nisamponti, nitsimpona, sampontiny, tsimponina

Updated on 2023/01/05