Entry | 1 tsindriana |
Root | 2 tsindry |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word tsindriana |
Updated on 2024/12/11 |