Entry | 1 tsindrimandry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany [1.1] 4 [tsindry mandry] fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) [1.1] |
Explanations in French |
5 [tsindry mandry] vision, révélation, songe, apparition, pressentiment [1.3] |
Article |
6 Randzavola: tsindrimandry ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |