Entry | 1 tsindrohina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsaingohin' ny vorona amin' ny vavany: Notsindrohin' ny vorona ireo voan-katsaka raraka teo antokotany Raisina amin' ny tanana (hanina latsaka amin' ny tany): Aza tsindrohina ireo vatomamy ireo fa efa feno vovoka |
Root | 4 tsindroka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word tsindrohina |
Anagrams | 10 hatsindrony, hitsindrona, hotsindrian, itsindrohan, nitsindroha, tsindrohina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |