Entry | tsininjo (tsinjo) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Voatsinjo, tsinjovina, jerena avy lavitra: Notsininjony foana ny ombiny sao mitondraka Ampiana: Notsininjony ny reniny efa antitra [1.1] | ||||||
Explanations in French | Regardé en bas au loin Sur qui on a veillé [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voatsinjo | ||||||
Updated on 2023/01/20 |