|
|
|
|

Entry1  tsinontsinona
Root  2  tsinona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra
5  Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona
6  Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny [1.1]
Explanations in English  7  of no importance, of little worth [1.7]
Explanations in French  8  rien du tout, sans importance [1.8]
Examples  9  tsinontsinona ny tanànan' i Marovato. [2.472]
Compound words 

Updated on 2020/07/31