|
|
|
|

Entry1  tsipelina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny"
4  [1.13] fomba fanoratra manaraka fitsipika
Explanations in French  5  [1.13, 1.5] orthographe
Examples  6  Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra. [2.445#]
7  tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. [2.117#]
Vocabulary  8  Linguistics
Synonyms  9  fitsipipanoratana
Compound words 

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21