Entry | 1 tsirambina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. 4 [1.13] tsy misy fitandremana |
Explanations in French |
5 [1.13] négligence |
Examples |
6 [2.470] Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. 7 [2.470] Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 antsimbary, tsirambina |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |