Entry | 1 tsiravina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-tava nitana antsy |
Explanations in French |
4 [1.3] tremblant, effrayé, alarmé |
Examples |
5 tsiravina izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy. [2.472] 6 Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324] 7 Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika tsiravina izany no hita. [2.472] |
Derivatives |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word tsiravina |
Updated on 2025/01/21 |