|
|
|
|

Entry1  tsivakivolo
Root  2  tsy, vaky, volo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [3.1] jereo tsyvakyvolo
Examples  5  [2.113#] hampiray an' Imerina tsivakivolo.
6  [2.503#] Mifantoka eny amin'ny manam-pahaizana vokatry ny taniny ny mason'ny Malagasy tsivakivolo.
7  [2.113#] ni, dia nandresy ny Menalamba teto Imerina ary naka ireo tany mbola tsy nanjakan' ny Ambaniandro mba hampiray an' i Madagasikara tsivakivolo eo ambany fitondran' i Frantsa.
Other spellings  8  tsyvakyvolo

Anagrams  9  tsivakivolo, tsy vaky volo

Updated on 2025/02/02