|
|
|
|

Entry1  tsivetraka
Root  2  vetraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana
Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra
Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa.
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Synonyms  10  vetraka

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21