Entry | 1 tsoahana |
Root | 2 tsoaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra 5 Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity 6 Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa 7 Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako 8 Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 anatsaho, asahaton, nasahato, tosahana, tsahanao, tsoahana |
Updated on 2023/01/05 |