Entry | 1 tsoforana |
Root | 2 tsofotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon' ilay fahavalo ka maty nitsitra teo no ho eo ihany 5 Ampirehetina: Notsoforan' ilay mioramtia ny tafondrony dia Jasa nandositra izy 6 Asiana, petahana: Tsoforana vy mena mivaivay ny kekerin' ny alika romotra [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 fanatsoro, fanosotra, nasafotro, tsoforana |
Updated on 2023/01/05 |