Entry | 1 tsongoina |
Root | 2 tsongo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Terena amin' ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy mety mankany aminao intsony 5 Forana, atao hasoavana [1.1] |
Explanations in English |
6 to be pinched, to be nipped: to be felt of [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on pince, qu'on cueille, qu'on palpe [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word tsongoina |
Anagrams | 15 atsongony, intsongoa, itsongoan, nitsongoa, notsongai, tsongoina |
Updated on 2023/09/10 |