|
|
|
|

Entry1  tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana
Root  2  tsy, hanina, voky, fa, vony, ahitra, ome
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny

Updated on 2024/12/07