|
|
|
|

Entry1  tsy hita zambazamba
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
tsy azo oharina, tsy manam-paharoa
Examples  4  [2.69] nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany.
Elementary words  5  tsy hita, zambazamba
Synonyms  6  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively

Updated on 2024/12/10