Entry | 1 tsy mihambahamba |
Root | 2 tsy |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470] 5 Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27] |
Updated on 2020/07/31 |