Entry | 1 tsy miloa-bava |
Root | 2 tsy, loaka, vava |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 [2.996] Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao. 5 [4.27] tsy miloa-bava koa anefa izy ireo, rehefa anaovana antso fanairana ny amin’ny mampitombina an’izany, eo anatrahan’ny zava-misy izay tsy azony odian-tsy hita. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |