Entry | 1 tsy misy kitotony |
Elementary words | 2 tsy misy, kitotony |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy 5 Tsy misy filaminany, tsisy firindrany [1.1] |
Explanations in French |
6 qui n'a plus de prix, qui est en désordre, dédaigné, abandonné [1.3] |
Updated on 2023/11/20 |