|
|
|
|

Entry1  UNESCO    
Part of speech  2  noun (acronym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289]
Vocabulary  4  Organizations

Updated on 2024/11/29