|
|
|
|

Entry1  vadintanimbohitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony [1.1]
Examples  4  Ary isam-bohitra indray dia misy ny vadintanimbohitra sy ny loholona zokiny natao hoe "Tafondro miandry vavahady. [2.508#]
Synonyms  5  vadintany ambany
Elementary words  6  vadintany, vohitra

Updated on 2023/10/18