Entry | 1 vahilanina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy jerena no sarotra hidiana erỳ |
Other spellings | 4 vailanina |
Anagrams | 5 halinavina, vahilanina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |