|
|
|
|

Entry1  vainga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana.
Explanations in French  4  [1.13] solide, masse
Derivatives 
5  Passive verbs :
6  Names :
Synonyms  7  vaingana, vaingavainga
Compound words 

Anagrams  12  angavy, avangy, ivañga, vainga, vangay, vangia

Updated on 2020/07/31