Entry (1/2) | 1 valahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Faritra amin' ny tenan' ny olombelona mifanandrify amin' ny toerana misy ny voa ao an-damoaina, izany hoe ny faritra manodidina ny maoja |
Explanations in English |
4 [1.7] the loins |
Explanations in French |
5 [1.3] les reins, la région lombaire 6 [1.8] les reins |
Vocabulary |
7 Biology |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 valahaña |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
elakela-po |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |