|
|
|
|

Entry1  valahara
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mitandro ny haja, ny voninahiny; mahatsiaro menatra (fampiasa indrindra ialohan' ny "tsy"): Tsy volahara: Tsy menatra, tsy mendrika [1.1]
Explanations in English  4  a word apparently used only with the negative "tsy" [1.2]
Explanations in French  5  honnĂȘte, qui sait rougir, qui a de l'honneur [1.3]
Antonyms  6  tsyvalahara
Analogs  7  tsy vaky atatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero
Proverbs  8  Proverbs containing the word valahara

Updated on 2020/07/31