|
|
|
|

Entry1  valaketraka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] toetran' ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy
rera-tsaina eo am-pieritreretana, tsy mahahetsika, mivarahontsana: Valaketraka foana teo izahay raha nandre ny namonoan' ny sasany ny filoham-pirenena
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Names :
Synonyms  6  valahetraka

Updated on 2025/01/21