Entry | 1 valalanina |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra 5 Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1] |
Explanations in English |
6 tired out by monotonous work [1.7] |
Explanations in French |
7 épuisé par un travail monotone [1.8] |
Examples |
8 Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [2.470] |
Updated on 2020/07/31 |