|
|
|
|

Entry1  valifaty
Root  2  valy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia [1.1]
Explanations in English  5  revenge [1.7]
Explanations in French  6  vengeance [1.8]
Examples  7  Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. [2.470]

Anagrams  8  tafavily, valifaty

Updated on 2020/07/31