Entry | 1 valoambinifolo |
Elementary words | 2 valo, ambinifolo |
Part of speech | 3 adjective |
Vocabulary |
4 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy |
5 jereo valo ambin' ny folo#mg.aj [0] |
Examples |
6 valoambinifolo no tontalinay teo. [2.366#] 7 Noraisiko tamim-pifaliana ny hanao izany satria hatramin' izao dia tsy misy boky mitantara ny foko valoambinifolo eto Madagasikara voasoratra amin' ny' teny malagasy afa-tsy ity irery. [2.508#] |
Updated on 2023/12/03 |